| Entry | 1 manao tsy lian-tsofina |
| Elementary words | 2 manao, 3 tsy, 4 liana, 5 sofina |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 milaza mialoha amin' olona zavatra vaovao izay mbola ho henony ihany [1.1] |
| Explanations in French |
8 informer quelqu'un d'une nouvelle qu'il apprendrait bientôt par quelqu'un d'autre [1.3, 1.5] |
| Updated on 2025/10/11 |
|