Entry mitory (tory)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra: Mahay mitory teny io mpitondra fivavahana io [Rajemisa 1985]
English translation   to preach, to accuse [Hallanger 1973]
French translation   prêcher; accuser [Hallanger 1974]
Morphology  
mitory
nitory
hitory
mitoria

Entry mitory (tory)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manasilaka ny tsiratsirany: Mitory zavamaniry hatao kofehy [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitory
nitory
hitory
mitoria
Compound words, titles, names  

Entry mitory (tory)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Miampanga amin' ny manampahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Mahazo mitory ianao fa tsy raharahako
¶ Manambara, milaza: Tsy mamaly ianao rehefa anontaniana; mitory izany fa ianao mihitsy no nanao io hadisoana io [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitory
nitory
hitory
mitoria

Entry mitory (tory)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manisy soritra manelanelana na manavaka: Mitory tanimbary [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitory
nitory
hitory
mitoria

Updated on 2013/05/23