| Entry (1/2) | 1 mitantara |
| Root | 2 tantara |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Milazalaza izay nitranga: Liana erý izahay nihaino azy nitantara ny dia nalehany [1.1] |
| Explanations in English |
5 to tell, to narrate [1.7] |
| Explanations in French |
6 raconter, narrer [1.8] |
| Examples |
7 Avy eo miova indray ny angano ka mitantara ny fahaverezan' I Fara.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 12 mitantara vala maty |
| Entry (2/2) | 13 mitantarà |
| Root | 14 tantara |
| Part of speech | 15 imperative of active verb mitantara [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
| Explanations in French |
17 [1.3] |
| Anagrams | 18 manatitra, 19 manitatra, 20 mitantara, mitantarà |
| Updated on 2025/10/14 |
|