| Entry (1/3) | 1 jono |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana) [1.1] |
| Other spellings | 4jony |
| Entry (2/3) | 5 jono |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo? Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka [1.1] 8 asa fitrandrahana hazandrano [1.13] |
| Explanations in English |
9 fish-bait [1.7] |
| Explanations in French |
10 appât [1.8] 11 pêche [1.13] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 26 fanangolena, 27 fandrika, 28 fanojikojena, 29 fitaka, 30 longoamitotobozaka |
| Proverbs | 31 Proverbs containing that word |
| Entry (3/3) | 32 jono |
| Part of speech | 33 noun |
| Explanations in Malagasy |
34 karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao [Tanala]
[1.78] 35 Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony [Bara] [1.1] |
| Vocabulary | 36 Zoology: fishes |
| Anagrams | 37 jono, 38 onjo |
| Updated on 2025/11/02 |
|