| Entry | 1 fafani-mondry |
| Elementary words | 2 fafa, 3 mondry |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 (fafanimondry) ilazana zavatra maro nisy nangalatra na nipaoka
[1.1] |
| Explanations in English |
6 [mondry, minus a finger or ear.] Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property.
[1.2] |
| Analogs | 7 fafambolontondro, 8 fafanimondry, 9 fongana, 10 jifa, 11 lany, 12 mafafa, 13 majifa, 14 mamafa, 15 mamaoka, 16 manalaloto, 17 mifafa, 18 mifaoka, 19 najifa, 20 tapitra, 21 tsymisymiangana |
| Updated on 2025/10/31 |
|