|
|
|
|

Entry1  fafam-bolontondro
Elementary words  2 fafa, 3 volo, 4 tondro
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 Ilazana zavatra nisy nangalatra na nipaoka ka tsy misy na inona na inona tafajanona azon' ny volon' ny tondro na fanondro fafana [1.1]
Explanations in English  7 Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property. [1.2]
Explanations in French  8 que le poil du doigt peut balayer, où rien n'est épargné, raflé [1.3]
Synonyms  9 fafanimondry

Updated on 2025/09/12