| Entry | 1 mafafa |
| Root | 2 fafa |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony
[1.1] |
| Explanations in English |
5 exhausted, empty, gone
[1.2] |
| Explanations in French |
6 raflé, entièrement enlevé
[1.3] |
| Examples |
7 ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be.
[2.996]
|
| Analogs | 8 fafambolotondro, 9 fafanimondry, 10 fongana, 11 lany, 12 lifa, 13 madio, 14 majifa, 15 malifa, 16 naiifa, 17 tapitra, 18 tsymisymiangana |
| Anagrams | 19 famafa, 20 mafafa |
| Updated on 2025/11/17 |
|