Entry (1/2) | 1 tapitra |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao Tsy misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra Vita, izay no izy: Tapitra ny tantara (vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarovy tsara fa tapitra izay ny volanao a! [1.1] |
Explanations in English |
4 ended, finished; used up, all gone [1.7] |
Explanations in French |
5 fini, terminé [1.3, 1.8] 6 achevé, accompli [1.3] 7 épuisé [1.8] |
Examples |
8 tapitra ity asa ity (Ce travail est fini, terminé, achevé)
[1.3]
9 tapitra ny taona (Nous sommes à la fin de l'année) [1.3] 10 Rehefa tapitra ny tenin'ireo mpiampaga, dia navela hiteny izy telo mianaka. [2.324] 11 Nony tapitra tafavoaka daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy. [2.470] 12 Nozerany zaran' angady tamin' ny lohany dia tapitra aina teo no ho eo. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Entry (2/2) | 26 tapitra |
Part of speech | 27 passive verb |
Explanations in English |
28 ended, finished; used up, all gone [1.7] |
Explanations in French |
29 sali, crotté [1.3] |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |