Entry fafa
Part of speech   noun
Malagasy definition   fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana: Ratsy fafa izany trano izany. [Rajemisa 1985]
English definition   sweeping, cleaning off. See faoka. [Richardson 1885]
   the act of sweeping [Hallanger 1973]
French definition   action de balayer [Abinal 1888, Hallanger 1974, Deschamps 1936]
   [Taisaka] action d'asperger, d'essuyer [Deschamps 1936]
Examples  
1Nisento Vololona, dia ny fafa trano no notohizany. [Andriamalala: Taolambalo, page 98]
2Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [Razafiarivony: Harivolana, page 193]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry fafa
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Taimoro] mibadabada, miambatrambatra, fiteny, badalela [Rakotosaona 1972]
   [Tambahoaka] badalela, miraikidela [Rakotosaona 1972]
   [Bara, Taisaka] badalela [Rakotosaona 1972]
French definition   [Taisaka] bègue [Deschamps 1936]
   [Tankarana] qui bégaie. (vavà). [David 1952 (takila F)]

Entry fafa
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] hazo fisaka [Rakotosaona 1972]
French definition   [Taisaka] planche [Deschamps 1936]

Updated on 2017/09/05