Entry | 1 mamaoka |
Root | 2 faoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manadio amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny: Mamaoka vilia [1.1] |
Explanations in English |
5 to wipe [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
6 essuyer [1.8] |
Examples |
7 ka mitana anay hianao dia tsara mamaoka anay hianao dia tsy manan-tsiny.
[2.587#]
|
Morphology |
|
Anagrams | 12 mamaoka, 13 mamoaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |