Entry fongana
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy misy tavela, rava, levona: Fongana tamin' ny rivo-doza ny varinay
Mitovy hevitra: mafafa ~ majifa ~ tapitra ~ tsy misy miangana
¶ Lany nolanina, lasa daholo. [Rajemisa 1985]
English definition spent, consumed, wasted. [Richardson 1885]
 completely destroyed [Hallanger 1973]
French definition complètement détruit [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2012/12/06