|
|
|
|

Entry1  añintafara
Elementary words  2 añina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana;
5 maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa ny andro ratsy mitohy herinandro;
6 ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona [1.1]
7 rivotra mahery [Tambahoaka] [1.78]
Vocabulary  8  Meteorology
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  añintafara, 30 fanitarana, 31 faritanàna, 32 fatan' arina, 33 fiatranana

Updated on 2025/11/17