| Entry (1/3) | 1 ambozontany |
| Elementary words | 2 vozona, 3 tany |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Anarana omena ny hadilanana na keoka mampitohy havoana roa mifanakaiky,
6 toy ny eo amin' ny iorenan' ny katedraly katolika ao Fianarantsoa. 7 Toy ny toerana omen' ny Merina 8 anarana hoe ankadilanana izany. [Betsileo] [1.10#A422] |
| Entry (2/3) | 9 Ambozontany |
| Elementary words | 10 vozona, 11 tany |
| Part of speech | 12 name (toponym) [Full list] |
| Explanations in French |
13 quartier de la vieille ville haute de Fianarantsoa
[3.1] |
| Coordinates | -21.4333333+47.0833333 |
| Vocabulary | 14 Geography: towns |
| Quotes | 15 Texts mentioning this word |
| Illustrations |
|
| Entry (3/3) | 16 Ambozontany |
| Part of speech | 17 name (institution) [Full list] |
| Explanations in French |
18 Raison sociale de la maison d'éditions de la Compagnie de Jésus,
19 autrefois située à Fianarantsoa (quartier d'Ambozontany ), 20 et maintenant à Analamahitsy, 21 au nord d'Antananarivo [3.1] |
| Vocabulary | 22 Publishers, newspapers |
| Madagascar Catalog |
|
| Illustrations |
|
| Anagrams | 74 Ambozontany, ambozontany |
| Updated on 2025/11/13 |
|