| Entry (1/2) | 1 Fianarantsoa | 
| Elementary words | 2 fianarana, 3 soa | 
| Part of speech | 4 name (toponym) [Full list] | 
| Examples | 5   Tamin' ny lalamby fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy.
[2.472] 6 izay manatona any fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. [2.48] 7 Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao fianarantsoa no efa voarainy. [2.499] | 
| Vocabulary | 8 Geography: towns | 
| Illustrations | 
 | 
| Entry (2/2) | 9 Fianarantsoa | 
| Part of speech | 10 name (toponym) [Full list] | 
| Explanations in Malagasy | 11   iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana [3.1] | 
| Vocabulary | 12 Politique | 
| Hyperonym | 
 | 
| Co-hyponyms | 
 | 
| Tables and plates | 19   The six provinces | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrams | 20 Fianarantsoa, 21 trano fiasana | 
| Updated on 2025/09/12 |   |