|
|
|
|

Entry1  Fomban-dRazana Tsimihety
Elementary words  2 fomba, 3 razana, 4 Tsimihety
Part of speech  5  name (book title) [Full list]
Author  6 Tongasolo Patrice
Publishings  7  p="383" date='1985' country='' pubid='ambozontany#mg.ntp'. , 1985. Pages: 383.
Excerpts  8  p. 220 Alaminy sahala tamin'ny fanaovana ny hosy koa ny fandidiam-bary: tondroin'ny Sojabe ny andro hanaovana ny asa arakaraka ny fatoizam-bary na zavatra manimba ny vary.
9  p. 333 Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa.
Manan-danja sy haja lehibe koa ny vinanto na rangahy eo anatrehan'ny vahoaka Tsimihety.

Updated on 2026/02/26