| Entry (1/4) | 1 araka |
| Part of speech | 2 preposition [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika
[1.1] |
| Explanations in English |
4 according to, following
[1.7] |
| Explanations in French |
5 selon, suivant
[1.3, 1.8] 6 d'après, en proportion [1.3] |
| Examples |
7 araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion)
[1.3]
8 araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire) [1.3] 9 araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail) [1.3] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 12 157 combinations of this word |
| Entry (2/4) | 13 araka |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in Malagasy |
15 milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso
[1.1] |
| Explanations in French |
16 action de suivre, d’accompagner
17 action de réclamer, d'imiter [1.3, 1.5] 18 action de revendiquer 19 action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter [1.3] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 42 6 combinations of this word |
| Entry (3/4) | 43 araka |
| Part of speech | 44 adjective |
| Explanations in Malagasy |
45 reraka, sasatra
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Entry (4/4) | 46 araka |
| Part of speech | 47 noun |
| Explanations in Malagasy |
48 karazan-toaka mahery
[1.10] |
| Anagrams | 49 Akara, 50 araka |
| Updated on 2025/11/13 |
|