|
|
|
|

Entry1  fampanarahana
Part of speech  2  noun
Root  3  araka
Examples  4  [2.366#] Ny fampanarahana ireo va-hiny ireo ny lalàn' ny tany onenany mantsy no anisan' ny zava-dehibe koa tamin' ny fanjakana tamin' izany.
5  [1.384#] Ho famenoana ireo fepetra misy ankehitriny, dia natao ny fanadiovana vitsivitsy, fampanarahana toetr' andro, fanamarihana, fanoritana mazava, fandrindrana sy fampanarahana amin' ireo rijan-teny hafa.
All compound words 

Updated on 2025/08/10