|
|
|
|

Entry (1/2)1  manaraka
Root  2  araka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manjohy: Mitomany hanaraka an-dreniny Ikotokely
Manao araka ny..,, mitandrina, manatanteraka: Manaraka ny didin' Andriamanitra
Mandeha amin' ny lavan' ny, sisin' ny, moron' ny: Mandehana manaraka ny valamparia
Tsy manohitra fa manao araka ny...: Manaraka ny fitongilanan-dratsy
Momba ny..., miandany amin' ny,..: Manaraka ny fampianaran' i Bouddha
Avy aoriana, mandimby: Manaraka ny lohataona ny fahavaratra
Vokatry ny: Manaraka ny heloka ny sazy
Manao tahaka, maka tahaka: Tsarovy fa hanaraka ny hataonao ny zanakao
Miady mba hahazo, mitaky amin' ny alalan' ny fitsarana: Tsy misy mahadiso ahy raha manaraka ny anjara lovako aho. [1.1]
Explanations in English  5  to follow, to pursue; to obey, to agree to, to prosecute. [1.2]
6  to follow; to obey; to prosecute [1.7]
Explanations in French  7  suivre; obéir; poursuivre [1.8]
Examples  8  Miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. [2.470]
9  Ny alahady manaraka io anefa, vao mainka nihakaondrana indray aho, raha ny kaondrana no resahina. [2.4]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
All compound words  14  35 combinations of manaraka
Proverbs  15  Proverbs containing the word manaraka

Entry (2/2)16  manaraka
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18  mitaratra tantely [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  19 makarana, 20 manakara, Manakara, 21 manaraka

Updated on 2025/09/20