Entry | 1 fiarahana |
Root | 2 araka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 l'action d'aller ensemble [1.3] 5 synchrone [1.13] |
Examples |
6 fiarahana angamba hiafara amin' ny fahafatesana!
[2.471]
7 Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana? [2.5] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Vocabulary | 13 Physics |
Illustrations |
|
Anagrams | 14 fahariana, 15 fiarahana, 16 ifaharana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |