| Entry | 1 fampiarahana |
| Root | 2 araka |
| Part of speech | 3 noun |
| Allegation |
4 5 6 |
| Examples |
7 Ary efa hain' ny olona ny fampiarahana azy.
[2.245#]
8 Mba hitsitsiana vola, dia azo eritreretina ny fampiarahana fifidianana sasantsasany. [4.27#] 9 Mampanano sarotra ny mpiteny ny fampiarahana ny fingadon'ny feo isan' andalana nahazatra azy tao amin'ny beko, sy ny fampiadiana rima eto amin'ny poezia. [2.606#] |
| Updated on 2024/12/11 |
|