Index

Proverbs : tono

Proverb 1Mpanefin' Ambohidrazana : ny tono vy ambiny ihany, fa ny tono vomanga no aloha lalana. [2.558]

Proverb 2Ny ankizy no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tonotono. [1.1]
Ny zaza no tia tsapa-fatana, dia ry zareo vaventy no tia tono hanina. [2.558 #3381]
Ny zaza no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tono hanina. [2.415 #992, 2.653 #2534]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny toetran' ny lehibe izay tsy miafina amin' ny ankizy ka mazàna no alainy tahaka. [1.1]
French translationSi les enfants aiment à tripoter le feu, c' est que les parents aiment à manger des grillades. [2.415 #992]
French interpretationLes enfants imitent les parents. [2.415 #992]

Proverb 3Tono lavi-tompo, ka raha tsy may dia matoato. [2.558 #4197]
Tono lavi-tompo: ka raha tsy may, manta. [2.165]
Tono lavi-tompo: raha tsy may, lozitra. [2.653]
Tono lavi-tompo: raha tsy may, manta. [2.653]
Tono tsy eo tompo, laha tsy manta ka rehitse. [1.68]
French translationGrillade sans propriétaire : si ce n' est pas cru, c' est brûlé. [1.68]
Un rôti dont le propriétaire est absent: s’il n’est pas brûlé, il n’est pas cuit. [2.165]

Proverb 4Tono mahafeno lavenona ahy, ka raha tsy masaka tsy avelako. [2.558 #4198]
Tono mahafeno lavenona ahy: raha tsy masaka, tsy avelako. [2.653]

Index