| Entry (1/2) | 1 tsapa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika
4 Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra 5 Famangiana fahoriana 6 Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy [1.1] |
| Examples |
7 Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony.
[2.470]
|
| Derivatives |
|
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 19 tsapa |
| Part of speech | 20 noun |
| Explanations in Malagasy |
21 jono hazandrano amin'ny tanana
[Taisaka]
[1.78] |
| Anagrams | 22 patsa, 23 tsapa |
| Updated on 2025/11/13 |
|