|
|
|
|

Entry1  vomanga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavamaniry mandady fihinana ny raviny sy ny vodiny
4 Maro karazana ny vomanga dia ny: vomangafaladiangisa, vomangahoda, vomanga masombika, vomangambato, vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina [1.1]
Explanations in English  5 sweet potatoes [1.7]
Explanations in French  6 patate [1.8]
7 (de vo : tubercule ; et manga : bien coloré, beau). Nom habituel de la Patate douce : Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Merina] [1.196]
Examples  8  Gaga ny angady sy ny harona fa tsy nisy vodiny ny vomanga [2.587#]
9  Koa raha manao vomanga matim-panala hianao, dia mba manao tsaramaso matin-drivotra aho [2.69#228]
Vocabulary  10  Botany: vegetable
Analogs  11  bageda, 12  batata, 13  bele, 14  bokala, 15  kimoky, 16  kirangomena, 17  mbizo
All compound words  18  15 combinations of that word
Scientific name 
Proverbs  20  Proverbs containing that word
Illustrations 

Updated on 2025/12/08