Entry tono
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io
¶ Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [Rajemisa 1985]
English definition broiled [Hallanger 1973]
French definition action de griller au feu [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms tonotono
Compound words, titles, names 
Examples Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 20]
Quotes 

2013/07/25