Index

Proverbs : mpisikidy

Proverb Aza mila voa tsy ary, toy ny mpisikidy mampandihy ny marary. [Houlder 1895 #36]
Mpisikidy mila voatsiary : ny marary indray no ampandihizina. [Cousins 1871 #1989]
Toy ny mpisikidy mila voatsiary : ny marary no ampandihizina. [Cousins 1871 #3215]
French translation Ne demandez pas l' impossible comme le devin voulant faire danser le malade (avant de lui prédire son rétablissement). [Houlder 1895]

Proverb Manao zanaky ny mpisikidy ka tsy mba ho faty, na zanaky ny mpanefy ka tsy ho may. [Houlder 1895 #39]
Manao zanaky ny mpisikidy tsy mba ho faty. [Rinara 1974 #2026]
French translation Croire qu' on ne mourra pas parce qu' on est fils d' un devin, c' est comme si l' on pensait qu' on ne sera pas brûlé du fait qu' on est fils d' un forgeron. [Houlder 1895]

Proverb Mandry mpisikidy, matory mpialanana : manana ny marary tsy mahazo tory. [Samson 1965 #M55]

Proverb Mpaminany tsy masina antaniny. [Rajemisa 1985]
Mpisikidy tsy masina an-taniny. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza ny olona tsy inoan' ny ao an-tanana misy azy na dia mahay aza. [Rajemisa 1985]

Proverb Mpisikidy tsy mahita tena. [Veyrières 1913 #131]
French translation Le devin ne sait rien sur ce qui le concerne lui-même. [Veyrières 1913 #131]
French interpretation S'il est malade, il ne peut pas se guérir lui-même ; le sens est analogue au proverbe : un médecin ne se guérit pas lui-même. [Veyrières 1913 #131]

Index