Entry marary (rary)
Part of speech adjective
Malagasy definition Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony
¶ Mijaly: Marary ny foko
¶ Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [Rajemisa 1985]
English definition ill [Hallanger 1973]
French definition malade [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
marary
narary
harary
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ireo no mitsabo ny marary na maratra [Andraina: Mitaraina]
2Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3nandre anao marary aho [Fox: Hainteny, number 127]
4marary anie aho ka marary
marary ato an-kilako ato
[Fox: Hainteny, number 214]
5Narary izy (Il était malade) [Marre: Grammaire]
Quotes 

2010/11/23