|
|
|
|

Entry1  voatsiary
Elementary words  2 voa, 3 tsy, 4 ary
Part of speech  5  noun
Explanations in French  6 fruit qui n'existe pas
7 impossible [1.3]
8 (de voa : fruit ; tsy : négation ; et ary : créé, auquel Dieu a donné naissance). Ce nom signifie littéralement : « fruit imaginaire », « qui n'a pas été créé ».
9 C'est une expression très curieuse employée surtout dans les contes et les légendes. [Merina] [1.196]
Examples  10  voatsiary ilaiko aminao izany; [2.69#288]
11  Fa ny iray sotro asisika, ary ny iray nila voatsiary. [2.293#21]
12  Fa natahotra anao aho, satria olona mila voatsiary ianao ka maka izay tsy napetrakao, ary mijinja izay tsy nafafinao. [2.996#49.019.021]

Updated on 2025/11/13