Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbs : afa-jaza | ||||||||||||||||||||||
Proverb | Aza atao fively ampongalahy ny havana: ny ambaviny tambatambazana, ny andahiny dobodobohana. [Rajemisa 1985 #71]
Aza atao fively amponga ny havana, ka ny ambaviny tambatambazana toy ny manana anaka, fa ny andahiny Aza atao fively amponga ny havana: ka ny iray ambaviny tambatambazana, ary ny iray kosa andahiny hodobodobohana. [Houlder 1895 #225] Aza atao toy ny fively amponga ny fihavanana ka ny iray ambaviny tambatambazana, ny iray andahiny dobodobohana. [Rajemisa 1985 #60] | |||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Tsy tokony hasiana fiangarana ny fitiavan-kavana. [Rajemisa 1985 #71] | |||||||||||||||||||||
French translation | Ne faites pas à vos amis comme à un tambour, frappant légèrement sur l' un des côtés, mais très fort sur l' autre. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Aza maniry manana anaka, andrao afa-jaza. [Houlder 1895 #1864]
Aza maniry manana, fandrao afa-jaza. [Veyrières 1913 #906, Rinara 1974 #685, Cousins 1871 #580] | |||||||||||||||||||||
French translation | Ne demandez (ou désirez) pas un enfant quand vous êtes enceinte, de crainte de le perdre (litt. d' avoir une fausse couche). [Houlder 1895]
Ne désirez pas alors que vous avec déjà, de peur d' avorter. [Veyrières 1913 #906] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Les Malgaches croyaient superstitieusement qu' une femme enceinte avortait lorsqu'elle enviait les autres femmes. [Veyrières 1913 #906] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |