|
|
|
|

Entry1  anaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 zanaka. [Bara, Betsileo] [1.78]
4 Teny mitovy tsy misy hafa amin' ny hoe zanaka, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto fombam-pehezanteny manaraka ireto: a) raha misy mpamaritra anarana eo alohany: Efa lehibe anaka Razay ~ Maro anaka izy ~ Vao maty anaka Rabe. b) raha atao teny enti-miantso: Hendre tsara, anaka. [1.1]
Explanations in English  5 a child, the young of anything; any one treated with affection; an affectionate and respectful mode of address. Avia, anaka, Come, child. This word anaka is also always used in the provinces where zanaka would be used in Imerina. [Mal. anak.]. [1.2]
6 a child. [1.7]
Explanations in French  7 enfant, mon cher enfant:. [1.8]
Examples  8  " "Eny, anaka," hoy Rafotsibe, "fa misaotra anareo aho. [2.293]
9  Izao no teniko aminao anaka: [2.324]
10  Efa lehibe anaka izy Ravokatra: [2.470]
11  Nanana anaka i Neny tamin' iny taona nahafahako fanadinana iny. [2.472]
Derivatives 
Active verbs :
Names :
All compound words  16  35 combinations of this word
Proverbs  17  Proverbs containing that word
Article  18 Randzavola: anaka ao amin' ny Baiboly

Anagrams  19 akàna, akana, Akana, 20 anaka

Updated on 2025/11/10