|
|
|
|

Entry1 tambatambazana
Root  2tambitamby
Part of speech  3 passive verb
Explanations in Malagasy  4 Safosafoina na tehatehafina malefaka: Tambatambazo io zaza io mba hangina ambara-pahatongan-dreniny
Kojikojena, anaovana teny malefaka na omena zavatra mba hitaomana hanao izay tian' ny tena: Notambatambazan' ny namany izy ka izariy no nahasimba azy [1.1]
Explanations in English  5 to be coaxed, to be bribed [1.7]
Explanations in French  6 qu'on cajole, qu'on flatte [1.3#659, 1.8]
7 qu'on caresse, que l'on console: Maneky tsara io soavaly, raha tambatambazana (Ce cheval obéit bien quand on le cresse) ~ Tsy mitomany intsony io zazakely io, rahefa tambatambazana (Cet enfant cesse de pleurer quand on le caresse) ~ Notambatambazan' ny namany izy ka izany no nahasimba izy (Il a été cajolé par ses camarades, et a été ainsi gâté) [1.3#659]
Examples  8 Ary raha izao isika vaventy manao ny raharaham-panjakana izao tokoa, tsy azo tambatambazana. [2.366]
9 Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anisizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka. [2.470]
Morphology 
10 Present :
11 Past :
12 Future :
13 Imperative :
Proverbs  14 Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02