Entry afa-jaza (afaka, zaza)
Part of speech   expression
Malagasy definition   niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza) [Rajemisa 1985]
English translation   [zaza, a child.] Used of abortion or miscarriage. [Richardson 1885]
   having a miscarriage [Hallanger 1973]
French translation   ayant avorté [Hallanger 1974]
Quotes  

Updated on 2009/12/10