Index

Proverbs : afa-boninahitra

Proverb Boka mivaro-tantely : ny zavatra amidy mamy ihany, fa ny tenany mivarotra no mahaloiloy. [Veyrières 1913 #1976, Cousins 1871]
Boka mivaro-tantely: ny zavatra amidy mamy ihany, fa ny tenan' ny mpivarotra no mampahaloiloy. [Houlder 1895 #2025]
Boka mivaro-tantely : ny zavatra amidy mba soa ihany fa ny tenan' izy mpivarotra no mankaloiloy. [Rinara 1974]
Tantely an-tànam-boka, ka na soa aza afa-boninahitra (mankaloiloy). [Rinara 1974 #4077]
French translation Lépreux qui vend du miel : ce qu' il vend est doux, mais le marchand donne la nausée. [Veyrières 1913 #1976]
Un lépreux vendant du miel: ce qu' il vend est bien doux, mais c' est le vendeur qui vous dégoûte. [Houlder 1895]
French interpretation Le don n' est pas tout, il y a manière de donner. [Veyrières 1913 #1976]

Proverb Ondrilahy natao tsindrim-barotra : lehibe ihany fa afa-boninahitra. [Rinara 1974 #3453]

Proverb Trafon-kena amy ny vody sobiky : malaza ihany, fa afa-boninahitra. [Cousins 1871]
Trafon-kena amin' ny vody sobika : malaza ihany fa afa-boninahitra. [Veyrières 1913 #4612]
French translation Bosse de boeuf dans un vieux fond de corbeille usée : elle est célèbre, mais déshonorée. [Veyrières 1913]
French interpretation Se disait des grands, déchus de leur grandeur. [Veyrières 1913 #4612]

Index