Entry sobiky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Harona makadiry: Voankazo iray sobiky [Rajemisa 1985]
Explanations in English a basket [Hallanger 1973]
Explanations in French panier [Hallanger 1974]
Other spellings 
Examples 
1Hanaovana inona ireto sobiky sy kofehy? [Ravelomanana: Lalana]
2Sady tsy niandrasany fa notatahany ny vava sobiky. [Rahajarizafy: Kabary]
3Ny anankiray nilanja zavatra roa anaty sobiky tamin' ny hazo. [Rabary: Daty]
Quotes 
Articles 

Updated on 2021/10/13