Entry ondry
Part of speech   noun
Malagasy definition   Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [Rajemisa 1985]
English translation   a sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [Richardson 1885]
   a sheep [Hallanger 1973]
French translation   mouton [Rajemisa: Vakoka, SLP: Voambolana]
French translation   mouton, brebis [Hallanger 1974]
Scientific name   Ovis platyura
Vocabulary  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Analogy   ondrikondrika

Updated on 2011/11/17