<-
->

Eze / Ez 41:1 Afterward he brought me to the temple, and measured the posts, six cubits broad on the one side, and six cubits broad on the other side, which was the breadth of the tabernacle. Ary nentiny ho ao amin' ny ati-trano lehibe aho, dia norefesiny ny tongo-bato, ka enina hakiho ny sakany tamin' ny lafiny iray, ary enina hakiho koa ny sakany tamin' ny lafiny iray; sakan' ny trano-lay izany. Dia nentiny ho ao amin' ny tempoly aho, ary norefesiny ny andriny, ka enina hakiho ny sakany amin' ny lafiny iray, enina hakiho koa ny sakany amin' ny lafiny iray, - hoatra ny sakan' ny trano lay. Il m' emmena vers le Hékal et en mesura les pilastres : six coudées de large d' un côté et six coudées de large de l' autre.
Eze / Ez 41:2 And the breadth of the door was ten cubits; and the sides of the door were five cubits on the one side, and five cubits on the other side: and he measured the length thereof, forty cubits: and the breadth, twenty cubits. Ary ny sakan' ny varavarana dia folo hakiho; ary ny teo an-danin' ny varavarana dia dimy hakiho avy; ary norefesiny ny lavany, ka efa-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho. Folo hakiho ny sakan' ny varavarana; dimy hakiho ny ati-rindrim-baravarana ankilany, dimy hakiho koa ny ankilany iray. Norefesiny ny halavan' ny tempoly, ka efapolo hakiho; ary ny sakany roapolo hakiho. La largeur de l' entrée était de six coudées, et les épaulements de l' entrée étaient de cinq coudées d' un côté et de cinq coudées de l' autre. Il en mesura la longueur : quarante coudées, et la largeur, vingt coudées.
Eze / Ez 41:3 Then went he inward, and measured the post of the door, two cubits; and the door, six cubits; and the breadth of the door, seven cubits. Dia nandroso ho ao anatiny indrindra izy ary, norefesiny ny tongo-bato eo an-danin' ny varavarana, ka roa hakiho, ary ny varavarana enina hakiho, ary ny sakan' ny varavarana fito hakiho. Rahefa izany, nandroso ho ao anatiny izy, dia nandrefy ny andrim-baravarana, ka roa hakiho; ary ny varavarana enina hakiho; ary ny haben' ny varavarana fito hakiho. Il pénétra à l' intérieur et mesura le pilastre de l' entrée : deux coudées; puis l' entrée : six coudées, et les épaulements de l' entrée : sept coudées.
Eze / Ez 41:4 So he measured the length thereof, twenty cubits; and the breadth, twenty cubits, before the temple: and he said unto me, This is the most holy place. Dia norefesiny ny lavany, ka roa-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho teo anoloan' ny ati-trano lehibe; dia hoy izy tamiko: Io no fitoerana masina indrindra. Ary amin' ny ilan' ny tempoly dia nandrefy roapolo hakiho izy amin' ny an-davany, ary roapolo hakiho amin' ny sakany, dia hoy izy tamiko: Io no fitoerana masina indrindra. Il mesura sa longueur : vingt coudées, et sa largeur : vingt coudées du côté du Hékal; et il me dit : " C' est ici le Saint des Saints. "
Eze / Ez 41:5 After he measured the wall of the house, six cubits; and the breadth of every side chamber, four cubits, round about the house on every side. Ary samy norefesiny manodidina, ka ny hatevin' ny rindrin' ny trano dia enina hakiho, ary ny sakan' ny paosin-trano dia efatra hakiho. Ary norefesiny ny rindrin-trano, ka enina hakiho; sy ny sakan' ny paosin-trano manodidina ny trano, ka efatra hakiho. Puis il mesura le mur du Temple : six coudées. La largeur du bâtiment latéral était de quatre coudées, tout autour du Temple.
Eze / Ez 41:6 And the side chambers were three, one over another, and thirty in order; and they entered into the wall which was of the house for the side chambers round about, that they might have hold, but they had not hold in the wall of the house. Ary ireo paosin-trano ireo dia nifanongoa telo sady telo-polo milahatra; ary niankina tamin' ny rindrin-trano izay ho an' ny paosin-trano manodidina izy mba hitsatohany, fa tsy hitsatoka amin' ny rindrin' ny trano. Ary ny amin' ny efitra an-daniny avy dia nisy efitra telo mifanao ambony sy ambany, samy telopolo avy ny andalany; nipaka tamin' ny rindrina naorina hanaovana an' ireo efitra manodidina ny trano, ka niankina tamin' ny rindrin-trano, fa tsy tafatsofoka ao anatiny. Les cellules étaient superposées, en trois étages de trente cellules chacun. Les cellules s' enfonçaient dans le mur, celui du bâtiment des cellules, tout autour, formant des retraits; mais il n' y avait pas de retraits dans le mur du Temple.
Eze / Ez 41:7 And there was an enlarging, and a winding about still upward to the side chambers: for the winding about of the house went still upward round about the house: therefore the breadth of the house was still upward, and so increased from the lowest chamber to the highest by the midst. Ary ny sakan' ireo efi-trano ireo dia nihamalalaka manodidina isaky ny mifanongoa, fa niampy isaky ny mifanongoa izy, ka dia nihamalalaka araka ny fisandrany; ary ny tombon' ny ambony amin' ny an-tenatenany dia tahaka ny tombon' ny an-tenatenany amin' ny ambany. Nihamalalaka isaky ny ifanongoavan' ireo efitra ireo, fa isan-drihana dia nisy làlantsara handehanana manodidina hatrany hatrany. Ka noho izany dia nihamalalaka isaka ny mifanongoa io ilan-trano io, ka ny làlantsara amin' ny tany dia etiety kokoa noho ny amin' ny rihana ambony; mifanao arakeviny amin' ny roa sisa koa, ny làlantsara ao antenantenany. La largeur des cellules augmentait d' un étage à l' autre, selon l' augmentation prise sur le mur, d' un étage à l' autre, tout autour du Temple. Et je vis que le Temple avait, tout autour, un talus; c'était la base des cellules latérales, d' une canne entière de six coudées.
Eze / Ez 41:8 I saw also the height of the house round about: the foundations of the side chambers were a full reed of six great cubits. Dia hitako fa nisy tokotany nasandratra manodidina ny trano ho fanorenan' ny paosin-trano, dia eran' ilay volotara hatramin' ny ifanohizany. Hitako fa niorina tambonin' ny avoavo teo amin' ny manodidina, ny trano; eran' ilay volotara ny fanorenan' ny efitra andaniny avy, ary enina hakiho erý amin' ny zorony. Et je vis que le Temple avait, tout autour, un talus; c'était la base des cellules latérales, d' une canne entière de six coudées.
Eze / Ez 41:9 The thickness of the wall, which was for the side chamber without, was five cubits: and that which was left was the place of the side chambers that were within. Ny hatevin' ny rindrina ivelany amin' ny paosin-trano dia dimy hakiho; ary hoatra izany koa ilay sisa navela manolotra ny paosin-trano. Enina hakiho ny hatevin' ny rindrina ivelany amin' ny paosin-trano; manaraka izany dia nisy rarivaton' ny paosin-trano amin' ny trano. L'épaisseur du mur extérieur des cellules latérales était de cinq coudées. Il y avait un passage entre les cellules du Temple
Eze / Ez 41:10 And between the chambers was the wideness of twenty cubits round about the house on every side. Ary ny teo anelanelan' ny efi-trano dia roa-polo hakiho manodidina ny trano na aiza na aiza. Ny elanelan' ny hatreo ka hatreo amin' ny efitrano, dia nisy roapolo hakiho, manodidina ny trano. et les chambres, d' une largeur de vingt coudées, tout autour du Temple.
Eze / Ez 41:11 And the doors of the side chambers were toward the place that was left, one door toward the north, and another door toward the south: and the breadth of the place that was left was five cubits round about. Ary ny varavaran' ny paosin-trano dia mankao amin' ilay sisa navela, dia varavarana iray manatrika ny avaratra, ary iray koa manatrika ny atsimo; ary ny sakan' ilay sisa navela dia dimy hakiho manodidina. Teo ambonin' io rarivato io no nisy ny fidirana mankeo am-paosin-trano; ny varavarana iray teo avaratra, ny varavarana iray teo atsimo; dimy hakiho no hatevin' io rarivato manodidina io. Comme entrée des cellules latérales sur le passage, il y avait une entrée vers le nord et une entrée vers le midi. La largeur du passage était de cinq coudées tout autour.
Eze / Ez 41:12 Now the building that was before the separate place at the end toward the west was seventy cubits broad; and the wall of the building was five cubits thick round about, and the length thereof ninety cubits. Ary ny trano izay teo anoloan' ilay kianja voatokana tamin' ny lafiny andrefana, dia dia fito-polo hakiho ny sakany; ary ny rindrin' ny trano, dia dimy hakiho ny hatevin' ny manodidina, ary sivi-folo hakiho ny lavany. Ilay trano nifanatrika tamin' ny fitoerana foana amin' ny lafiny andrefana, dia fitopolo hakiho ny sakany; dimy hakiho manodidina no hatevin' ny rindrin-trano, ary sivifolo hakiho ny lavany. L'édifice qui bordait la cour du côté de l' occident était d' une largeur de soixante-dix coudées, le mur de l'édifice avait une épaisseur de cinq coudées, tout autour, et sa longueur était de quatre-vingt-dix coudées.
Eze / Ez 41:13 So he measured the house, an hundred cubits long; and the separate place, and the building, with the walls thereof, an hundred cubits long; Dia nandrefy ny trano izy, ka zato hakiho ny lavany, ary ny kianja voatokana sy ny trano ary ny rindrina, dia zato hakiho ny lavany. Nandrefy ny trano izy, ka zato hakiho ny sakany, ny fitoerana foana, ny trano sy ny rindriny, zato hakiho ny lavany, Il mesura le Temple, longueur : cent coudées. La cour plus l'édifice et ses murs, longueur : cent coudées.
Eze / Ez 41:14 Also the breadth of the face of the house, and of the separate place toward the east, an hundred cubits. Ary ny sakan' ny trano eo anoloany sy ny kianja voatokana teo atsinanana dia zato hakiho. ary ny anoloan' ny trano sy ny fitoerana foana eny amin' ny atsinanana, zato hakiho ny sakany. Largeur de la façade du Temple plus la cour vers l' orient : cent coudées.
Eze / Ez 41:15 And he measured the length of the building over against the separate place which was behind it, and the galleries thereof on the one side and on the other side, an hundred cubits, with the inner temple, and the porches of the court; Dia norefesiny ny lavan' ny trano teo anoloan' ny kianja izay tao ivohony, ary ny lalan-tsarany teo an-daniny roa, ka zato hakiho. Ny tempoly ao anaty sy ny lavarangana ao amin' ny kianja Norefesiny ny lavan' ny trano mifanatrika amin' ny fitoerana foana izay teo ivohon' ny trano mbamin' ny làlan-tsarany eo andaniny roa, ka zato hakiho. Tao amin' ny tempoly, dia ao anatiny sy ao amin' ny efitrano fidirana ho any amin' ny kianja, Il mesura la longueur de l'édifice, le long de la cour, par derrière, et sa galerie de chaque côté : cent coudées. L' intérieur du Hékal et les vestibules du parvis,
Eze / Ez 41:16 The door posts, and the narrow windows, and the galleries round about on their three stories, over against the door, cieled with wood round about, and from the ground up to the windows, and the windows were covered; ary ny tokonana sy ny varavarankely makarakara tsy mivoha ary ny lalan-tsara manodidina amin' izy telo (manandrify ny tokonana dia nopetahana hazo fisaka manodidina, ary hatramin' ny tany ka hatramin' ny varavarankely koa, ary voasarona ny varavarankely), dia voapetaka hazo mitovy tantana amin' ny manodidina, na ny tokonana, na ny varavankely makarakara aman-dalan-tsara manodidina, amin' izy telo manandrify ny tokonana. Hatramin' ny tany ka hatreo amin' ny varavarankely - les seuils, les fenêtres à treillis, les galeries sur trois côtés, face au seuil, étaient revêtus de bois tout autour, du sol jusqu' aux fenêtres, et les fenêtres étaient garnies d' un treillis.
Eze / Ez 41:17 To that above the door, even unto the inner house, and without, and by all the wall round about within and without, by measure. ary ny eo ambonin' ny varavarana, na amin' ny trano ao anatiny, na ny eny ivelany, mbamin' ny rindrina manodidina, na ny ao anatiny na ny eny ivelany, koa samy natao tamin' ny ohatra avokoa. hatreo ambonin' ny varavarana ka hatreo amin' ny faran' ny trano ary eo ivelany koa, tamin' ny rindrina rehetra manodidina, na ao anatiny na eo ivelany, dia samy voarakotra lamba temitra Depuis l' entrée jusqu'à l' intérieur du Temple, ainsi qu' au dehors, et sur le mur tout autour, à l' intérieur et à l' extérieur,
Eze / Ez 41:18 And it was made with cherubims and palm trees, so that a palm tree was between a cherub and a cherub; and every cherub had two faces; Ary nisy sarin' ny kerobima sy ny hazo rofia natao, ka ny sarin' ny hazo rofia dia teo anelanelan' ny kerobima, ary ny kerobima dia samy nanana tarehy roa avy, sy kerobima ary rofia avokoa; rofia iray no teo anelanelan' ny kerobima roa, ary ny kerobima iray nanan-tava roa: étaient sculptés des chérubins et des palmiers, un palmier entre deux chérubins; chaque chérubin avait deux faces :
Eze / Ez 41:19 So that the face of a man was toward the palm tree on the one side, and the face of a young lion toward the palm tree on the other side: it was made through all the house round about. ka ny tarehin' olona no nanatrika ny hazo rofia tamin' ny an-kilany iray, ary ny tarehin-diona tanora kosa no nanatrika ny hazo rofia tamin' ny an-kilany iray; ny manodidina ny trano dia natao tahaka izany avokoa izy rehetra. ny iray tavan' olona mitodika ny rofia eo andaniny iray, ary ny iray tavan-diona kosa mitodika ny rofia eo andaniny iray hafa; nasiana an' izany avokoa ny trano manontolo. une face d' homme vers le palmier d' un côté, et une face de lion vers le palmier de l' autre côté, sur tout le Temple, tout autour.
Eze / Ez 41:20 From the ground unto above the door were cherubims and palm trees made, and on the wall of the temple. Hatramin' ny tany ka hatrany ambonin' ny varavarana no nasiana sarin' ny kerobima sy ny hazo rofia, dia teo amin' ny rindrin' ny ati-trano lehibe. Hatramin' ny tany ka hatreo ambonin' ny varavarana, nisy kerobima aman-drofia voaseho amin' ny rindrin' ny tempoly. Les chérubins et les palmiers étaient sculptés sur le mur depuis le sol jusqu' au dessus de l' entrée.
Eze / Ez 41:21 The posts of the temple were squared, and the face of the sanctuary; the appearance of the one as the appearance of the other. Efa-joro ny tolan' ny ati-trano lehibe, ary ny anoloana amin' ny fitoerana masina dia nitovy tarehy tamin' izany koa. Efa-joro ny tolàna tamin' ny tempoly, ary teo anoloan' ny fitoerana masina indrindra, nisy zavatra toy ny otely hazo no fijery azy: Les montants de porte du Hékal étaient carrés. Devant le sanctuaire, il y avait quelque chose comme
Eze / Ez 41:22 The altar of wood was three cubits high, and the length thereof two cubits; and the corners thereof, and the length thereof, and the walls thereof, were of wood: and he said unto me, This is the table that is before the Lord. Ny alitara dia hazo, ka telo hakiho ny hahavony, ary roa hakiho ny lavany; ary nisy zorony koa, ary ny lavany sy ny rindriny dia hazo. Ary hoy izy tamiko: Io no latabatra izay eo anatrehan' i Jehovah. telo hakiho ny hahavony, roa hakiho ny halavany: nisy zorony izy, ary hazo ny rindriny manaraka ny halavany rehetra. Dia hoy izy tamiko: Io no latabatra eo anatrehan' ny Tompo. un autel de bois de trois coudées de haut, dont la longueur était de deux coudées et la largeur de deux coudées. Il avait des angles, une base et des côtés de bois. Il me dit : " Ceci est la table qui est devant Yahvé. "
Eze / Ez 41:23 And the temple and the sanctuary had two doors. Ary ny ati-trano lehibe sy ny fitoerana masina dia nisy lela-varavarana roa. Ny tempoly sy ny fitoerana masina indrindra dia samy nisy varavarana; Le Hékal avait une double porte, et le sanctuaire
Eze / Ez 41:24 And the doors had two leaves apiece, two turning leaves; two leaves for the one door, and two leaves for the other door. Ary ireo lela-varavarana ireo dia samy kopa-droa avy, dia lela-varavarana roa amin' ny anankiray, ary lela-varavarana roa koa amin' ny anankiray. ary ny varavarana samy kopadroa, ary ny lela varavarana roa samy nisy takelaka roa misavily, takelaka roa amin' ny lela varavarana iray, ary takelaka roa amin' ny lela varavarana iray hafa. une double porte. C'étaient des portes à deux vantaux mobiles : deux vantaux à une porte et deux vantaux à l' autre.
Eze / Ez 41:25 And there were made on them, on the doors of the temple, cherubims and palm trees, like as were made upon the walls; and there were thick planks upon the face of the porch without. Ary nisy sarin' ny kerobima sy ny hazo rofia natao teo amin' ny varavaran' ny ati-trano lehibe tahaka izay natao teo amin' ny rindrina ihany; ary nisy tokonana hazo teo anoloan' ny lavarangana fidirana, dia teo ivelany. Teo amin' ny varavaran' ny tempoly nisy kerobima aman-drofia tahaka ny voaseho ao amin' ny rindrina, ary nisy tafo hazo teo anoloan' ny efitrano fidirana teo ivelany. On avait sculpté dessus sur les portes du Hékal , des chérubins et des palmiers comme ceux qui étaient sculptés sur les murs. Il y avait un auvent de bois sur le devant du Ulam, à l' extérieur,
Eze / Ez 41:26 And there were narrow windows and palm trees on the one side and on the other side, on the sides of the porch, and upon the side chambers of the house, and thick planks. Ary nisy varavarankely makarakara tsy mivoha sy sarin' ny hazo rofia teo an-daniny roa, dia teo anilan' ny lavarangana fidirana sy teo amin' ny efi-trano momba ny trano ary teo amin' ny tokonana. Nisy varavarankely makarakara sy rofia teo andaniny roa amin' ny rindrin' ny efitrano fidirana sy tamin' ny efitrano anilan' ny trano, ary tamin' ireo tafo hazo. et des fenêtres à treillis, avec des palmiers de part et d' autre, sur les côtés du Ulam, les cellules annexes du Temple et les auvents;

<-
->