<-
->

Eze / Ez 35:1 Moreover the word of the Lord came unto me, saying, Ary tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Tonga tamiko ny tenin' ny Tompo nanao hoe: La parole de Yahvé me fut adressée en ces termes :
Eze / Ez 35:2 Son of man, set thy face against mount Seir, and prophesy against it, Ry zanak' olona, manandrifia ny tendrombohitra Seïra, ka maminania ny hamelezana azy, Ry zanak' olona atodiho mankany amin' ny tendrombohitr' i Seira ny tavanao, ka maminania ny hanjo azy, manaova hoe: Fils d' homme, tourne-toi vers la montagne de Séïr et prophétise contre elle.
Eze / Ez 35:3 And say unto it, Thus saith the Lord GOD; Behold, O mount Seir, I am against thee, and I will stretch out mine hand against thee, and I will make thee most desolate. dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely anao Aho, ry tendrombohitra Seïra, ary hahinjitro aminao ny tanako, ka hataoko foana sy lao ianao. Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro aho, ry tendrombohitra Seira ho avy ao aminao, haninjitra ny tànako hamely anao. Tu lui diras : Ainsi parle le Seigneur Yahvé. Voici que je me déclare contre toi, montagne de Séïr, et j'étends la main contre toi; je te transformerai en solitude désolée;
Eze / Ez 35:4 I will lay thy cities waste, and thou shalt be desolate, and thou shalt know that I am the Lord. Ny tanànanao hataoko korontam-bato, ary ianao ho lao; Ka dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah. Hataoko rava ny tanànanao; ho tonga lao hianao; dia ho fantatrao fa Iaveh aho. je réduirai tes villes en ruines. Tu deviendras une solitude et tu sauras que je suis Yahvé.
Eze / Ez 35:5 Because thou hast had a perpetual hatred, and hast shed the blood of the children of Israel by the force of the sword in the time of their calamity, in the time that their iniquity had an end: Noho ny fandrafianao hatry ny fony ela sy ny nanoloranao ny zanak' Isiraely ho fatin' ny sabatra, fony tamin' ny andro nahitany loza, dia ny fotoan' ny heloka mahafaty, Noho hianao manao lolom-po tsy misy farany, sy nanolotra ny zanak' Israely ho an' ny sabatra, tamin' ny andro nahitany loza, tamin' ny andron' ny faharatsiana farany, Parce que tu nourrissais une haine éternelle et que tu as livré à l'épée les Israélites, au jour de leur détresse, au jour du crime final,
Eze / Ez 35:6 Therefore, as I live, saith the Lord GOD, I will prepare thee unto blood, and blood shall pursue thee: sith thou hast not hated blood, even blood shall pursue thee. Dia izao no lazain' i Jehovah: Raha velona koa Aho, dia hataoko manjary rà ianao, ary rà no hanenjika anao; Satria tsy nankahalainao ny rà, dia rà kosa no hanenjika anao. noho izany dia velona aho; - teny marin' ny Tompo Iaveh: Hataoko feno ra mandriaka hianao, ary ny ra hanenjika anao. Noho hianao tsy nankahala ny ra, dia hoenjehin' ny ra hianao. eh bien! par ma vie, oracle du Seigneur Yahvé, je vais t' ensanglanter et le sang te poursuivra. Je le jure, tu t' es rendue coupable en versant le sang, le sang te poursuivra.
Eze / Ez 35:7 Thus will I make mount Seir most desolate, and cut off from it him that passeth out and him that returneth. Hataoko foana sy lao ny tendrombohitra Seïra, sady hataoko tsy misy intsony ny mandroso sy ny miverina, Ny tendrombohitra Seira hataoko lao sy zary efitra, ary ny mandroso sy miverina eo, hataoko tsy misy intsony. Je ferai de la montagne de Séïr une solitude désolée, et j' en retrancherai quiconque parcourt le pays.
Eze / Ez 35:8 And I will fill his mountains with his slain men: in thy hills, and in thy valleys, and in all thy rivers, shall they fall that are slain with the sword. Ary hofenoiko ny olony voavono ny tendrombohiny; Eny, ao amin' ny havoananao sy ny lohasahanao Ary amoron' ny lohasahan-driakanao rehetra no hiampatramparan' izay voatrabaky ny sabatra. Hofenoiko ny maratra ho faty aminy ny tendrombohiny; eny amin' ny havoananao, sy eny amin' ny lohasaha aman-dohasahan-driakanao, dia ho lavo ny olona voavonon' ny sabatra. J' emplirai ses montagnes de victimes; sur tes collines, dans tes vallées et dans tous tes ravins, ils tomberont victimes de l'épée.
Eze / Ez 35:9 I will make thee perpetual desolations, and thy cities shall not return: and ye shall know that I am the Lord. Hataoko rava mandrakizay ianao, ary tsy honenana intsony ny tanànanao; Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah. Hataoko lao mandrakizay hianao, ary tsy honenana intsony ny tanànanao; dia ho fantatrareo fa Iaveh aho. Je ferai de toi des solitudes éternelles, tes villes ne seront plus habitées, et vous saurez que je suis Yahvé.
Eze / Ez 35:10 Because thou hast said, These two nations and these two countries shall be mine, and we will possess it; whereas the Lord was there: Ary noho ny nanaovanao hoe: Ireto firenena roa ireto sy ireto tany roa ireto dia ho ahy avokoa, Ka hanana azy izahay kanefa teo ihany Jehovah Noho hianao nanao hoe: Ho ahy avokoa ny firenena roa sy ny tany roa, ka hahazo azy ho fanananay izahay! - ary teo kosa Iaveh - noho izany, velona aho, Parce que tu as dit : " Les deux nations et les deux pays seront à moi, nous allons en prendre possession ", alors que Yahvé y était,
Eze / Ez 35:11 Therefore, as I live, saith the Lord GOD, I will even do according to thine anger, and according to thine envy which thou hast used out of thy hatred against them; and I will make myself known among them, when I have judged thee. Dia izao no lazain' i Jehovah: Raha velona koa Aho, dia hanao araka ny fahatezeranao sy ny fialonanao Aho, izay nataonao noho ny fandrafianao azy; Ary hampahafantariko ao aminy ny tenako amin' ny hitsarako anao. - teny marin' ny Tompo Iaveh: dia hanao aho araka ny hatezeranao sy ny fialonanao, izay nasehonao noho ny fankahalanao azy ireo, ary hampahafantariko eo aminy ny tenako, rahefa hitsara anao aho. eh bien! par ma vie, oracle du Seigneur Yahvé, j' agirai selon la colère et la jalousie avec lesquelles tu as agi dans ta haine contre eux. Je me ferai connaître, à cause d' eux, lorsque je te châtierai,
Eze / Ez 35:12 And thou shalt know that I am the Lord, and that I have heard all thy blasphemies which thou hast spoken against the mountains of Israel, saying, They are laid desolate, they are given us to consume. Ka dia ho fantatrao fa Izaho Jehovah no efa nandre ny fanaratsiana, izay nolazainao ny amin' ireny tendrombohitry ny Isiraely hoe: Foana ireny ka nomena anay ho fivelomanay. Ary ho fantatrao fa izaho Iaveh, dia nandre ny fanaratsianao rehetra, izay notononinao tamin' ny tendrombohitr' Israely, nanao hoe: Efa rava ireny, ka natolotra anay, ho remby hohaninay! et tu sauras que moi, Yahvé, j' ai entendu toutes les insolences que tu as prononcées contre les montagnes d' Israël en disant : " Elles sont dévastées, elles nous ont été données pour les dévorer. "
Eze / Ez 35:13 Thus with your mouth ye have boasted against me, and have multiplied your words against me: I have heard them. Ary nanao teny miavonavona namely Ahy ianareo sy nanamaro ny teninareo namely Aha; efa reko izany. Nihaika ahy hianareo tamin' ny lahateninareo; sady nanamaro ny teninareo, namely ahy. Izaho kosa efa nandre izany! Grande fut votre insolence à mon égard, nombreux vos discours contre moi, et j' ai tout entendu.
Eze / Ez 35:14 Thus saith the Lord GOD; When the whole earth rejoiceth, I will make thee desolate. Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Rehefa mifaly ny tany rehetra, dia hofoanako kosa ianao, Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Amin' ny hafalian' ny tany rehetra, hianao kosa hataoko lao. Ainsi parle le Seigneur Yahvé : A la joie de tout le pays je ferai de toi une désolation.
Eze / Ez 35:15 As thou didst rejoice at the inheritance of the house of Israel, because it was desolate, so will I do unto thee: thou shalt be desolate, O mount Seir, and all Idumea, even all of it: and they shall know that I am the Lord. Toy ny nifalianao ny amin' ny lovan' ny taranak' Isirady, satria nofoanana ireny, dia toy izany kosa no hataoko aminao: Ho foana ianao, ry tendrombohitra Seïra sy Edoma rehetra; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah. Toy ny nifalianao, ny amin' ny lovan' ny taranak' Israely tamin' ny faharavany, toy izany no hataoko aminao: ho rava hianao, ry tendrombohitra Seira, mbamin' Idomea manontolo; dia ho fantatry ny olona fa Iaveh aho. Comme tu as éprouvé de la joie parce que l' héritage de la maison d' Israël avait été dévasté, je te traiterai de la même manière. Tu seras changée en désolation, montagne de Séïr, ainsi qu'Édom tout entier, et on saura que je suis Yahvé.

<-
->