|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mianjera
Root  2 zera
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra
9 Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera
10 Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo [1.1]
Explanations in English  11 to fall down by itself [1.7]
Explanations in French  12 tomber de soi-même, s'écrouler [1.8]
Examples  13  Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty. [2.472#10]
Analogs  14  latsaka, 15  lavo, 16  lavo, 17  mandry, 18  miampatra, 19  miankarapoka, 20  miantatafoka, 21  miantonta, 22  mibolaly, 23  mibolasitra, 24  mibolila, 25  mibolisatra, 26  midaboboka, 27  midaboka, 28  midalaboboka, 29  midaraboka, 30  midarafoka, 31  mietsaka, 32  mihintsana, 33  mihohoka, 34  mihotsaka, 35  mikoa, 36  mikoan, 37  mikodia, 38  mikodingy, 39  mikodingidingy, 40  mikoro, 41  miletsy, 42  miongana, 43  miraraka, 44  mirodana, 45  mironjina, 46  misolafaka, 47  misolifaka, 48  misolifatra, 49  mitalaboboka, 50  mitatafoka, 51  mitatavoka, 52  mitotongana, 53  mitrosina, 54  mitrotrongy, 55  mitsimbadika, 56  mitsingadina, 57  mitsingatotra, 58  mitsingidina, 59  mitsingoana, 60  mitsinkasina, 61  mitsirara, 62  mivadika, 63  mivadika, 64  mivalangitrika, 65  mivarina, 66  mivena, 67  potraka, 68  tafintohina
Combinations  69  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mianjera
Proverbs  70  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 71  mianjera
Root  72 zera
Part of speech  73  imperative of active verb mianjera [Full list]

Anagrams  74 manajery, mianjera, mianjerà

Updated on 2026/08/13