|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mivarina
Root  2 varina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity
9 Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra
10 Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana
11 Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony [1.1]
Combinations  12  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mivarina
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 14  mivarìna
Root  15 varina
Part of speech  16  imperative of active verb mivarina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  17 miravina, mivarina, mivarìna

Updated on 2026/08/19