| Entry (1/2) | 1 mitsingadina |
| Root | 2 tsingadina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty
9 Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin' ny vovoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery 10 Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin' ny nivarotako ny tanimbariko [1.1] |
| Entry (2/2) | 11 mitsingadìna |
| Root | 12 tsingadina |
| Part of speech | 13 imperative of active verb mitsingadina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mitsingadina, mitsingadìna |
| Updated on 2026/08/19 |
|