|
|
|
|

Entry 1  mibolisatra
Root  2 bolisatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho [1.1]
Examples  9  ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy. [2.996]
Analogs  10  manao ankororosy, 11  mibolaly, 12  mibolasitra, 13  mibolila, 14  mikorisa, 15  mikorotsaka, 16  miporotsaka, 17  misolafaka

Anagrams  18 mibolasitra, mibolisatra, 19 misobilatra

Updated on 2026/04/22