|
|
|
|

Entry (1/2) 1  lavo
Root  2 la
Part of speech  3  imperative of passive verb lavina [Full list]
Explanations in English  4 lavina [1.2]

Entry (2/2) 5  lavo
Part of speech  6  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  17 [Tanala] mianjera, potraka [1.78]
18 Potraka: Nibolisatra izy ka lavo
19 Voazera amin' ny tany: Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo lavony toy izay mahalavo azy
20 Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho
21 Maty (an-doka): Niloka tamin' ny ady baolina izahay ka lavoko ariary efapolo izy. [1.1]
Explanations in English  22 fallen. Applied mostly to living things; fig. lucky [1.2]
23 fallen [1.7]
Explanations in French  24 tombé, déchu [1.8]
Analogs  25  mianjera, 26  miongana, 27  mitsinkasina, 28  Potraka, 29  tsirara
Combinations  30  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lavo
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Anagrams  lavo, 32 lova, 33 valo, 34 vola

Updated on 2026/04/22