|
|
|
|

Entry 1  mitsingidina
Root  2 tsingidina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mikodiadia: Nitsingidina ny zazakely ka naratra mafy tokoa
8 Mitsilailay, mitsinkasina: Nitsingidina teo amin' ny mololo ireto ankizy ireto ka maso daholo ny tenany rehetra
9 Mandry amin' ny tany tsy misy kidoro na tsihy na lafika: Andeha hividianana kidoro ny vahiny fa tsy azo atao mihitsy ny hamela azy hitsingidina amin' izao fotsiny [1.1]

Updated on 2026/04/20