Entry | 1 atodiosy |
Elementary words | 2 atody, osy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 karazam-bakana ambony karazana [Betsimisaraka]
[1.78] 5 Vakana hala tahaka fotsy misorasoratra manga [1.1] |
Explanations in English |
6 A kind of bead. [1.2] |
Explanations in French |
7 perle fausse, blanche à raies bleues [1.3] 8 [2.570] |
Examples |
9 Inona ary izany : Andriana maka atodiosy? [2.69#] |
Synonyms | 10 atodinosy |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Quotes | 115 Texts mentioning atodiosy |
Updated on 2024/10/30 |