Entry -tsiny
Part of speech morphological form of the word siny

Entry tsiny
Part of speech noun
Malagasy definition fanamelohan' ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon' ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin' ny rainy izy noho ny ditra nataony
¶ ota, fahotana: Mbola zaza tsy manan-tsiny izy io
¶ kilema: Misy tsininy kely ny latabatra namboarinao
Mitovy hevitra: adidy ~ fanadidiana ~ faniniana ~ feta ~ fondro ~ heloka ~ kiana ~ kizaka ~ latsa ~ likiliky ~ lolotramalona ~ nenitra ~ ngidin-koditra ~ ota fady ~ safay ~ soketa ~ tebaka ~ tenitra ~ teny ~ tevidoha ~ voina [Rajemisa 1985]
English definition blame, fault, reproach [Hallanger 1973]
French definition blâme, censure [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 culpabilité, défaut [Abinal 1888]
 faute [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms adidy ~ soketa ~ fondro
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry tsiny
Part of speech noun
Malagasy definition fanamafisana vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe. [Rajemisa 1985]
French definition action de reforger et do retremper les outils émoussés [Abinal 1888]
Derivations 

2017/04/03