|
|
|
|

Entry1  kizaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fiteny amim-pahasiahana, na somary mandatsa sy maneso; famelivelezana, fandevilevena mafy, faniniana. [1.1]
Explanations in English  4 reproach, mockery. [1.7]
Explanations in French  5 reproche, raillerie. [1.3#341, 1.8]
6 moquerie, mépris. critique. [1.3#341]
Examples  7  Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny. [2.643#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :

Updated on 2025/09/19