Entry saha
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] tany lemaka [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] lohasaha, tany lemaka [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] lohasaha
¶ tanimboly [Rakotosaona 1975]
 Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity) Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha
¶ Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly: Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay ~ Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay [Rajemisa 1985]
English definition valley; a field, a garden; the country [Hallanger 1973]
French definition vallée; champ; jardin; la campagne [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
saha
sahako
sahanao
sahany
sahantsika
sahanay
sahanareo
sahan'
sahan-
saham-
-tsaha
-tsahako
-tsahanao
-tsahany
-tsahantsika
-tsahanay
-tsahanareo
-tsahan'
-tsahan-
-tsaham-
Compound words, titles, names 
Analogues  tantsaha
Quotes 
Toponymy Place names having the word saha (24)
Antsahadinta
Antsahatsiroa
Lohasaha
Sahabe
Sahafary
Sahajinja
  Sahakondro
Sahalava
Sahamadio
Sahamalaza
Sahamamy
Sahamanitra
  Sahanomby
Sahaomby
Sahapetraka
Sahasoa
Sahataolana
Sahatelo
  Sahatsara
Sahavato
Sahavoay
Sahavola
Sahavolo
Sahavondrona
 

Entry saha
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] renirano [Rakotosaona 1975]

Entry saha
Part of speech noun
Malagasy definition Ozona, ompa [Rajemisa 1985]
Derivations 

Updated on 2020/03/19