Entry soketa
Part of speech noun
Malagasy definition Tsiny tsy ara-drariny; endrikendrika atao; adidy, fondro: Mahazo soketa eo ianao fa aleo miala. [Rajemisa 1985]
English definition censure [Hallanger 1973]
French definition blâme, censure [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms adidy ~ fondro ~ tsiny

2013/03/21