|
|
|
|

Entry 1  siny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny [1.1]
Explanations in French  4 cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine [1.3]
Examples  5  Raha fitia tsy eran'ny kibo
ka rano tsy mahafeno siny
very sasaka am-pitondrana
[2.131]
6  Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470#78]
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :
Combinations  9  6 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07