Entry (1/3) | 1 adidy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra tsy maintsy atao takin' ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana amin' ny hafa: Adidin' ny mpitondra ny mifehy tsara ny firenena sy manao izay hampanan-karena ny tany./ Tsarovy fa adidinao manankanaovana ny manampy ireo fadiranovana henatra, andraikitra Tsiny, soketa: Manana adidy ianao raha manao izany Zavatra ekena hatao mba ho fanasoavana ny hafa: Ny adidy tsy an' olon-dratsy. [1.1] 4 zavatra tokony hotanterahina ka ananan-tsiny ny tsy fahavitana azy [1.13] |
Explanations in English |
5 responsibility; blame, censure [1.2, 1.7] 6 something for which one is held responsible. See andraikitra [1.2] |
Explanations in French |
7 devoir [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] 8 responsabilité [1.3, 1.8, 1.5] 9 blâme, censure [1.3, 1.8] |
Examples |
10 adidinao ny mifehy tsara ny fianakavianao (Votre devoir est de bien gouverner votre famille)
[1.3]
11 adidinao ny ahatongavan' ireo mpiasa ireo (Vous êtes responsable de l'arrivée de ces ouvriers) [1.3] 12 Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 29 11 combinations of adidy |
Vocabulary | 30 Philosophy |
Synonyms | 31 fondro, soketa, tsiny |
Proverbs | 32 Proverbs containing the word adidy |
Entry (2/3) | 33 adidy |
Root | 34 didy |
Part of speech | 35 passive verb |
Explanations in Malagasy |
36 Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy itỳ voasary e! [1.1] |
Explanations in English |
37 used of that with which anything is cut [1.2#114] |
Explanations in French |
38 avec quoi on coupe, on découpe: Io antsy io no adidinao ny vorontsiloza (C'est avec ce couteau que vous devez découper le dindon) [1.3] |
Morphology |
|
Proverbs | 43 Proverbs containing the word adidy |
Entry (3/3) | 44 adidy |
Part of speech | 45 noun |
Explanations in Malagasy |
46 fanambarana fa tanin'olona, kalo [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 47 adidy, 48 Idida |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |