| Entry (1/3) | 1 tsika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Hazo maromaro atsatoka (1, 50 m ny haavony ary 0, 08 m ny elanelany avy) izay amatorana tsorakazo na volotsangana na volobao mitsivalana (4, 50 m ny halavany), ka ny fitambaran' ireo dia atao fefy [1.1] |
| Entry (2/3) | 4 tsika |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 Fivoahan' ny rano tsikelikely -- zara raha hita -- manamika na manorika avy ao anaty tany [1.1] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 18 2 combinations of this word |
| Entry (3/3) | 19 -tsika |
| Part of speech | 20 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
21 isika [Tambahoaka]
[1.78] 22 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany: Ity ny tranontsika, anaka, ka mandrosoa. / Atao ahoana ireto zanantsika, Rasoa? [1.1] |
| Explanations in English |
23 Ours; by us, inclusive of those spoken to. Compare -nay. When added to passive and relative verbs ending in -na, the a of the verb is rejected and the two n's coalesce. Raintsika [ray, a father]. Our father. Lazaintsika [lazaina]. Told by us. When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the full suffix -ka or -tra is rejected and also the n of the pronoun. Satrotsika [satroka, a hat]. Our hat. Tongotsika [tongotra, a foot]. Our feet. [1.2] 24 Ours; by us (inclusive) [1.7] |
| Explanations in French |
25 Notre, nos, de nous, par nous. Ny lovantsika: notre héritage. Matintsika: tué par nous. Ambanintsika: au-dessous de nous. [1.3] 26 De nous, par nous (inclusif). Notre, nos. [1.5] 27 À nous, notre, par nous (inclusif). [1.8] |
| Analogs | 28 ntsika, isika, antsika |
| Tables and plates |
29 All the pronouns |
| Anagrams | 30 kista, 31 Staky, 32 taksy, 33 tsaky, 34 tsika, -tsika |
| Updated on 2025/10/14 |
|